|
|
|
|

Entry1  mikobabaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  kobabaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Mimenomenona sy mikorataba noho ny fahavoazana nihatra tamin' ny tena: Manao zavatra, lingitra erỳ; ka voa vao mikobabaka
Manao zavatra dodo-na erỳ noho ny fitiavana na fanajana: Tonga ny rafozany ka nikobabaka eran' ny trano izy
Explanations in French  9  [1.3#343] S'empresser par affection ou par respect, s'agiter: Tonga vahiny izy ka mikobabaka eran' ny trano (Il a reçu un hôte et s’agite dans la maison pour le servir)
Examples  10  [2.528#] Tsy mbola lasa, lehiroa, fa aza mikobabaka.

Updated on 2024/12/11