|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikobona
Fototeny  2 kobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mirakotra tenteraka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin' ny lambany izy dia tsy nihetsika tao [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  misalobona

Teny iditra (2/2)10  mikobòna
Fototeny  11 kobona
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 akombony, 14 ambokony, 15 komboina, 16 mibonoka, mikobona, mikobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21