Entry | 1 mikofoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kofoka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erỳ ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany |
Synonyms | 9 mikofokofoka |
Analogs | 10 mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |