Entry | 1 mikofokofoka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 kofokofoka |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mihetsika tsy mahapetraka eo amin' ny misy ny tena: Aza mikofokofoka fa matoria tsara Mihetsika manao izay hialana: Nikofoka erý ilay vorona nefa tsy afaka fa voatana mafy Mihetsika, miasa tena mitady lalana: Nikofokofoka Rakoto ka nahita toerana tsara tamin' ny farany |
Explanations in English |
5 [1.7] to fidget; to be continually agitated |
Explanations in French |
6 [1.8] frétiller, gigoter; être agité |
Morphology |
|
Analogs | 10 mikopokopoka, mitsikorofoka, mipelipelika |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word mikofokofoka |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |