|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikojakoja
Fototeny  2 kojakoja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikarakara, mitandrina fatratra, mandamindamina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to attend to details, to look after things minutely [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 disposer, arranger minutieusement, être aux petits soins à l'égard de [1.3]
7 s'occuper des détails de, d'être aux petits soins à l'égard de [1.8]
8 entretenir [1.13]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)13  mikojakojà
Fototeny  14 kojakoja
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikojakoja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  16 mijakojako, 17 mijokajoka, mikojakoja, mikojakojà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27