Entry | 1 mikonjo |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 konjo |
Morphology |
|
Examples |
7 [2.4] Maraina miasa any Tsaralalana, ny tolakandro mianatra any Ambodifilao, ny hariva mikonjo ao an-trano na mamonjy eny Ambatomena amin' ny Foibem-pikoloana amerikana. 8 [2.472] Tsy niteny I Bory, fa dia namioka tamim-pilaminana, tamim-pilantoana, ohatra ny olona manao zavatra mikonjo sy mikaly fatratra. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |