|
|
|
|

Entry (1/2)1  mikoropapa
Part of speech  2  active verb
Root  3  koropapa
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Manao fihetsika toa tsy voahevitra ka tsy mandeha amin' izay izy noho ny hamaikana na ny hamaimaizana: Tonga tampoka ny rafozany ka nikorapaka Rasoa hamono akoho
Other spellings  9  mikoropaka

Entry (2/2)10  mikoropapà
Part of speech  11  imperative of active verb mikoropapa [Full list]
Root  12  koropapa
Explanations in Malagasy  13  [1.1]
Explanations in French  14  [1.3]
Other spellings  15  mikoropaha

Anagrams  16  mikoropapa, mikoropapà

Updated on 2025/08/10