|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikotana
Fototeny  2 kotana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitabataba: Mikotana ny tany amin' izao fotoana izao
5 Tsy mifanaraka: Mikotana ny mpiasa sy ny mpampiasa amin' ity tanàna ity [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)10  mikotàna
Fototeny  11 kotana
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikotana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  13 mañotaky, 14 manotika, 15 miantoka, 16 mikatòna, mikatona, mikotana, mikotàna, 17 mitakona, mitakòna, 18 mitokàna, mitokana, 19 mitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27