|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mikotika |
| Fototeny | 2 kotika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Rovitra sy potipotika, rotika: Nahoana no nikotika toy izao ny satrokao
5 Misafotofoto tsy hita intsony izay marina sy tsy marina: Mikotika izaitsizy izany raharaha izany 6 Misamboaravoara, mitrifantrifana: Mikotika ny anao lahy rehefa tezitra [1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 10 mikatoky, 11 mikitoka, mikotika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|