|
|
|
|

Teny iditra1  miladitra
Fototeny  2 laditra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandeha na manao zavatra miadana dia miadana: Hosoloako mihitsy io mpiasa io fa miladitra loatra raha manao zavatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Tovy hevitra  9 meda, medameda, miadana, mikisinkisina, milasilasy, mitaredretra, mitavozavoza, mitsiredareda

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31