Entry (1/2) | 1 milanja |
Root | 2 lanja |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mïtondra ambony soroka, miantsoroka, mitondra amin' ny filanjana [1.1] 5 mitondra sigan'entana [Bara] [1.78] |
Explanations in English |
6 to carry a weight on the shoulder. Compare takona [1.2] 7 to carry on the shoulder [1.7] |
Explanations in French |
8 porter sur les épaules [1.8] |
Examples |
9 Izy roa lahy mpitari-dalana dia tratra aoriana ka tsy naharaka ny dian' ny milanja;
[2.649#]
10 Na amatory zavatra milanja 5 hatramin'ny 10 kilao ilay sandry (atombohy amin'ny 5 kg. [2.424#] |
Morphology |
|
All compound words | 15 4 combinations of this word |
Proverbs | 16 Proverbs containing that word |
Entry (2/2) | 17 milanjà |
Root | 18 lanja |
Part of speech | 19 imperative of active verb milanja [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Explanations in French |
21 [1.3] |
Anagrams | 22 milanja, milanjà |
Updated on 2025/10/11 |
![]() |