|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milaño
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mamonjy lanonana, mifaly [Tanala] [1.78]
4 milalao, milanonana [Sakalava] [1.78]

Teny iditra (2/2)5  milaño
Sokajin-teny  6  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  7 milomano [Taisaka, Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  8 lamino, 9 malony, 10 manilo, 11 manoly, milaño, 12 milona, 13 nomaly

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12