|
|
|
|

Teny iditra 1  mifaly
Fototeny  2 faly
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [1.2]
6 to be happy, to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 être heureux, se réjouir; se contenter [1.8]
Ohatra  8  amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. [2.857#]
9  Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. [1.437#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Mpanahaka  14  mampandihyampinga, 15  miarahabatena, 16  mibitaka, 17  mientankafaliana, 18  mifalihavanja, 19  mihavatravatra, 20  mihoby, 21  mipikelika, 22  miriadriaka, 23  miriaria, 24  mitaba, 25  mitavana, 26  mitsipysandry
Fikambanana  27 mifaly tena
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  29 family, 30 filima, mifaly

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07