|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  milanona
Fototeny  2 lanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [milañona] 4 mifaly [Tambahoaka] [1.78]
5 Miangona, mivory: Milanona atsy amin' ny kianja atsy ny mpianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to gather together in numbers for singing and dancing; to indulge in public diversions; to sing a song, to chant [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/3)11  milañona
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 miteny (raha olondehibe) [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)14  milanòna
Fototeny  15 lanona
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milanona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  17 mañaliño, 18 mañolañy, milanona, milanòna, milañona

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27