|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mila sotasota |
| Singan-teny | 2 mila, 3 sotasota |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to seek an occasion for quarrelling.
[1.2] 6 to pick a quarrel, to look for a quarrel [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 chercher querelle, chercher noise
[1.8] |
| Ohatra |
8 Araka ireny fanaony hita any am-pitetezam-paritany ireny, dia misotro toaka lava Rangahy io, ary rehefa mamo, hono izy dia, mivoaka any an-tanàna ary mila sotasota amin' izay sendra azy.
[2.472]
|
| Tovy hevitra | 9 mila tonony, mila vaniny |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|