|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mila
Fototeny  2 ila
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
5 Mangataka: Mila hevitra aminao aho
6 Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
7 efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
9 to need; to ask for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  manaoantsongoravina, 16  mandrantoady, 17  manenjantsandry, 18  mihaika, 19  mihantsyady, 20  miharanaady, 21  mitohaady
Kamban-teny rehetra  22  Fikambanana 40 amin' io teny io
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)24  milà
Fototeny  25 ila
Sokajin-teny  26  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  27 lamy, 28 lima, 29 maly, milà, mila

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27