|
|
|
|

Entry1  milatsaka
Part of speech  2  active verb
Root  3  latsaka
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.1] Mianjera: Nilatsaka teo ambony lohany ny biriky ka torana izy
Mldina: Nilatsaka ny rahona fa ho avy angamba ny orana
Avy, nirotsaka: Milatsaka ny orana fa ampidiro ny kitay
Mirotsaka miasa: Antoandro loatra ny mpiasa omaly vao nilatsaka
Miditra ho: Nilatsaka ho matilo izy
Miditra, milentika: Nilatsaka tao anatin' ny foko ny nataonao
Explanations in English  10  [1.2] to fall, to drop, to lower, to enter
11  [1.7] to fall down; to join up as a soldier, a member of something, etc
Explanations in French  12  [1.8] tomber; s'engager; devenir membre
Proverbs  13  Proverbs containing the word milatsaka

Anagrams  14  atsikalam, milatsaka

Updated on 2025/08/10