|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  milefa
Fototeny  2 lefa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 mandositra, mitsoaka mandositra, miafina: Milefa ny ampañatriny i Misy (mandositra ny mpampianany i Misy) [Tanala] [1.78]
5 mandositra [Tanosy] [1.78]
6 Lasa tsy tana, mandrongatra: Nilefa ilay boloky
7 Mandositra, lasa mihataka haingana tsy ho hita: Nilefa tao an-tranomaizina ny gadra roa lahy
8 Mitriatra, mirifatra, miridana: Nilefa nankany an-tSihanaka any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to run away, to escape [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 fuir, s'évader [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15 andevo tsy milefa
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  milefà
Fototeny  18 lefa
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milefa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Tsipelina hafa  20 milefasa

Fivaditsoratra  21 famely, 22 mifale, milefa, milefà

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27