Entry | 1 milelaka |
Root | 2 lelaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano. [1.1] |
Explanations in English |
5 to lick with the tongue; to lap with the tongue [1.7] |
Explanations in French |
6 lécher, laper [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 11 4 combinations of this word |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Anagrams | 13 Malkiela, 14 milalake, 15 milelaka |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |