|
|
|
|

Teny iditra1  milelaka ny tanty
Singan-teny  2 milelaka, 3 tanty
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 fomba fiteny enti-miala tsiny amin' ny vahiny nasaina noho ny faha tsizarizary na hakelin' ny sakafo naroso azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12