|
|
|
|

Entry (1/3)1  milelalela
Part of speech  2  active verb
Root  3  lelalela
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
All compound words 
Explanations in Malagasy  9  [1.78] [Sihanaka] mikiakiaka
10  [1.1] Mamoaka lelafo miredareda: Nilelalela aoka izany ny lelafo tamin' ilay haintrano terý atsinanana
Mikiakiaka mafy, indrindra raha miantso: Mba mitenena moramora fa aza milelalela ohatra ny adala
Manintona na manaitra ny maso izaitsizy noho izy mamirapiratra na be renty: Milelalela loatra ny akanjon' iny vehivavy iny
Maharary toa mahamay; te hihinan-kanina mafy: Tsy nanendry afa-tsy vary sosoa kely aho halina ka milelalela izaitsizy ny ambavafoko izao
Explanations in English  11  [1.7] to talk a lot; to cry out
Explanations in French  12  [1.8] parler avec entrain; criailler

Entry (2/3)13  milelalela
Part of speech  14  active verb
Explanations in Malagasy  15  [1.78] [Tambahoaka] midedadeda

Entry (3/3)16  milelalelà
Part of speech  17  imperative of active verb milelalela [Full list]
Root  18  lelalela
Explanations in Malagasy  19  [1.1]
Explanations in French  20  [1.3]

Anagrams  21  ilelalelam, lelalelaim, milelalela, milelalelà

Updated on 2025/08/10