Entry | 1 milepaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 lepaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.1] Miforitra ao ambany: Milepaka ny sofin' ny alika sasany Tsy henjana fa mivaroraka: Lena angaha ity bonetranao no milepaka? Mandringa somary miketraka (nefa ny hoe mikolepaka no ampiasaina matetika): Naninona ity omby no nilepaka |
Anagrams | 8 milepaka, mipelaka, pilamake |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |