|
|
|
|

Teny iditra1  milevina
Fototeny  2 levina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mitoetra aorian' ny fahafatesana: Ato no milevina i Dada sy Neny
5 Miafina, mitototra: Misy rakitra sarobidy milevina ato
6 Mijanona ela be any amin' izay aleha: Milevena any an-tsena any ange ialahy raha ta hahita ahy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 to be buried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 être enseveli [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  13 teny milevina ambanin' ny tany
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17