|
|
|
|

Teny iditra1  miloatra
Fototeny  2 loatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mivoaka betsaka avy ao anaty zavatra toa lalina aty: Izany no vetsovetso miloatra avy ao anatin' ny fonay [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  9  Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  10 maratoly, 11 mialotra, miloatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09