Entry | 1 miloloha |
Root | 2 loloha |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitondra (zavatra) eo ambony loha: Hitako niloloha sobiky nankany antsaha any izy Manampy, manohana havana sahirankirana: Iza indray no hiloioha ireo havam-badinao sahirana ireo raha tsy ianao Misahana zavatra betsaka maro karazana: Niloloha raharaha betsaka loatra izy. [1.1] |
Explanations in English |
5 to carry on the head [1.7] |
Explanations in French |
6 porter sur la tête [1.8] |
Morphology |
|
All compound words | 11 3 combinations of this word |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |