|
|
|
|

Teny iditra1  milomano mitsintsin-javatra
Singan-teny  2 milomano, 3 mitsintsy, 4 zavatra
Sokajin-teny  5  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6 fampisehoana fahaizana milomano ka ny tanana iray mivoy ny rano, ny iray mitondra zavatra arangaranga eny ambony rano [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12