|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milomano tsy mikobaka |
| Singan-teny | 2 milomano, 3 tsy, 4 mikobaka |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza fanaovan-javatra mangingina, tsy mitabataba, tsy avoaka ho fantatry ny olona
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|