|
|
|
|

Entry1  milonjehitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  lonjehitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity
Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila
Explanations in French  8  [1.3] ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade

Updated on 2025/07/29