Entry (1/2) | 1 mimpody |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Tambahoaka, Tanosy]
miverina 4 [1.1] Miverina amin' ny toerana nielana |
Explanations in English |
5 [1.7] to return to its original state |
Explanations in French |
6 [1.8] revenir à son premier état |
Examples |
7 [2.293] Sahala amy ny sira latsaka an-drano ireny ka tsy mba mimpody intsony, fa maty avokoa, fa andeha hiakatra any an-tanàna isika. 8 [2.324] Tongotra mby an-dakana ny ahy ka tsy mba mimpody intsony. |
Root | 9 ody |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 mimpody |
Part of speech | 15 active verb |
Explanations in Malagasy |
16 [1.78] [Tambahoaka]
maty |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |