|
|
|
|

Entry1  mindrana
Root  2  indrana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mangataka zavatr' olona mba hanaovana na hampiasaina vetivety fa haverina rehefa avy eo: Mindrana boky amin' ny namana
Miangavy olona hanao raharahan' ny tena: Nindrana ahy izy mba handatsaka ny zanany.
Mindram-pangady lohataona ka maniraka ny tompony hiasa: ny findraman-javatra amin' ny fotoana fampiasan' ny olona azy dia tahaka ny manome hevitra ny tompony hampiasa azy na dia tsy nivonona ny amin' izany aza izy
Ibaikamo mindram-pangady, ka "ara mahita ante aho": ilazana olona tsy te hiasa ka mirary ny tsy hahitany angady hiasany, na olona manao alasafay fotsiny ka toa voatery hanao zavatra nefa tsy araka ny fony akory [1.1]
Explanations in English  5  to borrow a thing for a time. [1.2]
6  to borrow (when the same object is to be returned) [1.7]
Explanations in French  7  emprunter (quand l'objet même sera retourné) [1.8]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
All compound words  12  3 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 manandry, 15 mandraƱy, 16 manindra, maƱindra, 17 mindrana

Updated on 2025/10/12