Entry | 1 mineraly |
Part of speech | 2 noun |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato 9 [1.13] zaka madio avy ao anaty tany |
Explanations in French |
10 [1.13] minéral |
Examples |
11 [1.123#] Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. 12 [1.357#] Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. |
Vocabulary |
13 Geology |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |