|
|
|
|

Entry1  mingodongodona
Part of speech  2  active verb
Root  3  ngodongodona
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza
Explanations in English  8  [1.2] to emit a hollow sound.
Examples  9  [2.69#] Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
Synonyms  10  mingodona

Anagrams  11  ingodongodonam, mingodongodona

Updated on 2025/07/29