Entry (1/2) | 1 mino |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ino |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Miaiky fa milaza ny marina: Mino anao aho fa tohizo ny teninao Miaiky fa misy: Nino an' Andriamanitra ny Ntaolo malagasy Mihevitra, matoky: Nino izy fa tsy hamely intsony ny fahavalo |
Explanations in English |
10 [1.7] to believe |
Explanations in French |
11 [1.8] croire, avoir la foi |
Examples |
12 [2.471] Tsy mino anao aho. 13 [2.472] Diso ny mino fa manaiky daholo izay ilaina na tsiriritin-tany na iza na iza. |
Entry (2/2) | 14 mino |
Part of speech | 15 active verb |
Root | 16 ino |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Bara, Tanosy]
misotro |
Explanations in English |
21 [1.7] [Provincial]
to drink |
Explanations in French |
22 [1.8] [Provincial]
boire |
Anagrams | 23 mino, mony, noim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |