|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miofy akondro vava |
| Singan-teny | 2 miofy, 3 akondro, 4 vava |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 enti-milaza ny olona mahantra fadiranovana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to take the skin off bananas with the mouth
8 fig. very poor and wretched. See faraidina [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 Le pauvre épluche les bananes avec sa bouche tant il a faim et tant il ignore les usages
[2.415#2535] |
| Ohatra |
10 Mba nisy fianarana kely nodiaviko ihany, mba misy fahalalana kely ananako ihany, tsy azo lazaina ho miofy akondro vava tahaka an' i Dada sy Neny aho.
[2.472]
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|