|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 miofy |
| Fototeny | 2ofy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala hoditra voankazo; mivaofy, manala kirany: Ny olona fadiranovana no miofy voankazo amin' ny vava. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to peel, to scale, to skin. [1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10miofo |
| Kamban-teny rehetra | 11miofy akondro vava |
| Fivaditsoratra | 12 mifoy, 13 miofy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|