Entry | 1 miolakolaka |
Part of speech | 2 active verb or adjective |
Root | 3 olakolaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
7 [1.13] tsy mahitsy |
Explanations in English |
8 [1.2] miolaka 9 [1.7] to meander; to speak ambiguously or evasively |
Explanations in French |
10 [1.8] être sinueux; se détourner; être ambigu 11 [1.13] en courbe |
Examples |
12 [2.470] miolakolaka manaraka ny fefiloha natao ho azy kosa Ikopa. 13 [2.996] Mitahiry ao an-tsainy ny filazan'ny olo-malaza izy, ary mahatakatra ny oha-teny miolakolaka. |
Synonyms | 14 miolaka |
Proverbs | 15 Proverbs containing the word miolakolaka |
Anagrams | 16 mialokaloka, miolakolaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |