|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miompa |
| Fototeny | 2 ompa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manozona olona hifotitra amin' ny havany akaiky: Niompa azy tamin-dreniny izy na Niompa reniny azy izy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to use abusive language.
[1.2] |
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 10 miompà |
| Fototeny | 11 ompa |
| Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miompa [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | miompa, miompà, 13 mpamoy, 14 pimamo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|