Entry | 1 miondrika |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 ondrika |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Milefitra ny loha, mirona, miraika mialoha: Miondrika rehefa miarahaba olona ambony Manaram-po (amin' ny alahelo): Aza dia miondrika amin' ny alahelo |
Explanations in English |
11 [1.2, 1.7] to bow, to stoop 12 [1.2] to bend |
Explanations in French |
13 [1.3#466, 1.8] s'incliner 14 [1.3#466] être incliné, courbé, ployé, abaissé se laisser aller à la douleur, ne pas lutter contre le malheur 15 [1.8] se courber; baisser la tête |
Examples |
16 [2.472] Rahefa mandeha eny an-dalana ny olona, miondrika toa vesarana entana izany. 17 [2.131] raha mitraka homana aviavy / raha miondrika homana amontana |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miondrika |
Anagrams | 19 indramiko, miandroky, mikondray, miondrika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |