|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 miongana |
| Fototeny | 2 ongana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mianjera ambony ambany, mihohoka: Niongana ny latabatra
5 Lavo, potraka: Niongana tao amin' ilay kisolosolo avaratra tao izy 6 Mietry, miletsy: Efa niongana ela ilay mpitandrina teto fantatrao [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to fall down, to sink, to be reduced.
[1.2] |
| Ohatra |
8 raha mbola tsy very ny saina / ka tsy miongana ny fanahy / dia mbola mahalala menatra ihany
[2.131]
|
| Haiendriteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 13 miongàna |
| Fototeny | 14 ongana |
| Sokajin-teny | 15 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miongana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 16 amingano, 17 amongany, 18 manaingo, 19 manionga, 20 miangano, 21 miangòna, miangona, miongana, miongàna, 22 mongaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|