|
|
|
|

Entry1  mionitra
Part of speech  2  active verb
Root  3  onitra
Morphology 
4  Present :
5  Past :
6  Future :
7  Imperative :
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Miefa: Nionitra ihany lahy ny fatiantony
Misolo: Matokisa fa hionitra ny andronao very
Miverina: Raha mba olona misaina koa ilay nangalatra, hionitra ny famantaranandronao volamena iny
Explanations in English  9  [1.2] restored, recovered, remunerated.
Proverbs  10  Proverbs containing the word mionitra

Anagrams  11  imontira, manoitry, mionitra, mitroaƱy, niriotam, nitoriam, noriatim, notairim, romainty

Updated on 2025/07/29