Entry (1/4) | 1 miorika |
Root | 2 orika |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 miaka-drano, manaraka ny rano miakatra ho any amin'ny lohany (loharano) [Tanala]
[1.78] 5 Miakatra avy any an' avan-drano mankany an-doharano, izany hoe any amin' ny toerana iavian' ny ranoamin' ny renirano. [1.1] 6 miakatra mankany andoharano [1.13] |
Explanations in English |
7 to ascend, to go up against the stream. [mal. Mudik.] [1.2] |
Explanations in French |
8 Remonter le courant de l'eau, monter [1.3] 9 remonter le courant [1.13] |
Examples |
10 ny miorika dia i Merina, ary ny mivalana dia i Marao.
[2.48]
|
Morphology |
|
All compound words | 15 5 combinations of this word |
Antonyms | 16 mivalana |
Analogs | 17 miakatra any irà |
Proverbs | 18 Proverbs containing that word |
Entry (2/4) | 19 miorika |
Root | 20 orika |
Part of speech | 21 active verb |
Explanations in French |
22 vomir [1.3] |
Vocabulary | 23 Health |
Entry (3/4) | 24 miorika |
Root | 25 orika |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in Malagasy |
27 Ny toerana misolampy miakatra avy any an-dohasaha ho any antenan-kavoana [1.1] |
Entry (4/4) | 28 miorika |
Part of speech | 29 noun |
Explanations in French |
30 minorant [1.13] |
Vocabulary | 31 Mathematics: algebra |
Anagrams | 32 marioky, 33 miokira, 34 miorika, 35 miraoky, 36 mirokia |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |