Entry | 1 miorina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 orina |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mitsatoka: Miorina tsara ve io fefy io? Mitsangana: Miorina lavitra ny tanàna ny trano fitsaboana Misy, tafajoro: Efa miorina eto izao ny fikambanan' ny mpifady toaka |
Explanations in English |
9 [1.2] to fix, to be raised, to be firmly established. 10 [1.7] to be founded, to be established |
Explanations in French |
11 [1.8] être fondé, fixé, établi |
Examples |
12 [2.470] Leo monina izy ireo nony ela ny ela ka nanatona ireo tanàna kely vao miorina. |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word miorina |
Anagrams | 14 amoriny, maroiny, miorina, miriona, morainy, nioiram, nioriam |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |