|
|
|
|

Teny iditra1  miotra
Fototeny  2 otra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Safoina sy tsindriana amin' ny rantsantanana mba hitsotra ny hozatra amin' ny faritra marary: Miotra isan-kerinandro aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be rubbed
6 also provincial for mianotra [1.2]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 marito, 12 Maroty, 13 matory, miotra, 14 mirota, 15 mitôra, 16 mitroa, 17 tarimo

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12