|
|
|
|

Teny iditra1  otra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisafoana sady famoretana amin' ny tanana ny faritra iray amin' ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra marary na mivonto na vizana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 root of voaotra, orina, miotra, manotra [1.2]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  otra, 22 Rota, rota, 23 Rtoa, 24 taro, 25 tora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26