|
|
|
|

Teny iditra1  mioty
Fototeny  2 oty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manapaka (voankazo na voninkazo) hiala amin' ny tahony, manaisotra hiala amin' ny tahony: Lasa nioty voninkazo any an-jaridaina any izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to pick fruit; to pick flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 cueillir des fruits, des légumes, des fleurs [1.8]
Ohatra  7  Maizimaizina no mandeha mioty ny voany ny tena. [2.472]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 mioty manta
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09