|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  oty
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fakana voankazo eny ambony hazo
4 fanasarahanono zaza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 the picking of fruit or flowers [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 action de cueillir des fruits, des fleurs
7 action de sevrer un enfant [1.8]
8 (toute l'île). Racine verbale : action de cueillir des fruits, des légumes, des herbes potagères, etc. Exemple : Toazo ireo voankazo ireo : cueillez ces fruits (Malzac). D'où les mots fiotazana : la cueillette ; fitoazana : la saison de la cueillette. On dit aussi mioty manta : cueillir des fruits verts, immatures. Au sens figuré : s'emparer d'un héritage avant le décès des parents. ( [1.196]
Ohatra  9  Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Voambolana  33  Haizavamaniry
Kamban-teny rehetra  34 manao oty kely

Teny iditra (2/2)35  oty
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37 olana, fanolanana [Taisaka] [1.78]
Ohatra  38  Azo heverina fa tsy tarazom-poko akory no nahatonga ny Mikea ho mponina anaty ala, ka mivelona amin'ny oty sy haza fa nisy toe-javatra ara-tantara na ara-piaraha-monina nanery azy. [2.508]

Fivaditsoratra  39 ito, oty, 40 tio, 41 toy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09