|
|
|
|

Teny iditra1  mipitsoka
Fototeny  2 pitsoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Folaka, mioritra: Mipitsoka ny tongony
5 Simba: Nipitsoka ny famantaranandroko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be sprained [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 se déboîter [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  mipitsoka, 12 mitsapoky, 13 mpitsioka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17