Entry | 1 miporitsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 poritsaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mianjera avy eny an-tanana tsy hita akory: Lazainy fa niporitsaka teny an-tanany ny poketrany (olona) Lasa nidify haingana tsy tra-maso: Niporitsaka indray, hono, Rainivoanjo fa tsy nataon-dry zareo tsara ambina |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word miporitsaka |
Anagrams | 10 miporitsaka, mpitsoriaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |