Entry | 1 miporotsaka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 porotsaka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Mianjera mitsoriaka, mikorotsaka: Loza fa niporotsaka ilay zaza nobabeny Mandositra: Varivariana ny mpiambina ka niporotsaka ilay jiolahy |
Anagrams | 9 miporotsaka, mitsoropaka, mpitsoroaka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |