|
|
|
|

Teny iditra1  mipotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mizarazara: Mipotika loatra ny lovanay ka kely bitika ny anjaran-drery
5 Manakiana, manala baraka [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10 ampitoky, 11 mipotaky, mipotika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12